Sosialy

Fiarahamonina Maro ireo lasibatry ny olana ara-tokantrano


  • Talata 23 Novambra 2021

Maro ireo fianakaviana lasibatry ny olana ara-tokantrano tato ho ato, indrindra hatramin’ny nisian’ny valan’aretina Covid 19 teto amintsika.

 Ankoatra ny tsy fanomezan’ny lehilahy vola ny vadiny dia tsy vitsy ireo voakasi-tanana ihany koa na hiharan’ny herisetra maro isan-tsokajiny. Manoloana io tranga io dia fantatra fa mahatratra hatrany amin’ny 75 % ireo olona tonga mitaraina ao amin’ny ONG Mpiaro. Na izany aza anefa hoy ny tompon’andraikitra dia voalamin’izy ireo ao an-toerana avokoa ny olana rehetra ka ny 1 % sisa no tonga eny amin’ny tribonaly raha misy izany. Anisan’ireny ny tsy fanomezan’ny lehilahy vola ho an-janany tokony aloha izam-bolana na pension alimentaire. Nomarihin’ity ONG iray ity moa fa misy olona manao taratasy misoloky ny anarany amin’izao koa hanaovany antso avo amin’ny rehetra mba samy ho mailo.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT