Sosialy

Betafo Zaza 07 taona naolan'ny raikeliny


  • Alarobia 01 Desambra 2021

Zazavavy kely vao 07 taona monja no naolan’ny Raikeliny tany Betafo, Faritra Vakinankaratra. Raha araka ny fantatra dia 25 taona ity Raikely nahavanon-doza ity.

 Tao Antsinanantsena Betafo no nitrangan’izany, afak’omaly hariva. Raha araka ny loharanom-baovao azo dia tsy tao an-trano ny renin'ilay zazavavy kely fa mbola tany am-pitadiavana. Tsy naharitra izany ilay Rangahy tsy mataho-tody ka nanamparany ny filan-dratsiny ilay zaza tsy manan-tsiny.Efa ela ihany koa no nikasa hanolana an'io zaza io ity raikely ity, hoy ny polisy ary tsy namelany raha tsy izao tratrany izao. Nalefa any Antsirabe moa ny lehilahy hanohizana ny famotorana.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay raikely nahavanon-doza
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT