Sosialy

Mpivarotra kojakojan-tokantrano Maro ireo manome tolotra ankatoky ny fety


  • Alatsinainy 13 Desambra 2021

Rehefa volana desambra toy izao dia anisan' ireo manavao ny tolotra omeny ny mpanjifa ny Tranombarotra « Baolai » etsy Soarano, Analakely ary ao Bazar be Toamasina.

Misy « hatrany mantsy ny Promotion special Noël » hataony izay tsy hifarana raha tsy amin’ny 15 janoary ho avy izao arakaraka ny fetran' ny stock izay misy. « Amin' ny fividianana Smart Tv sasantsasany dia mizara maimaimpoana Smartphone « Hisense » izy ireo. Ary amin' ny fanjifana Smart Tv « Jeyoo » iray 75" na 85 " dia misy Ampli- baffle rechargeable iray omenay maimaim-poana koa hoy ny tompon' andraikitra. Ny antsipiran’ izany rehetra izany, dia azo fantarina ao amin' ny site web sy pejy facebook baolai. « Ho fanomezana fahafam-po ny tokantrano malagasy, amin' ny fividianana télé Led « Hisense » sasantsasany dia hisy subwoofers rechargeables ho zarainay maimaim-poana » hoy hatrany ny tompon' andraikitra. Maro ny entana lohalaharana amin ' ny kalitao, vaovao sady mibika amin' ny vidiny mirary hita ao amin' ity tranom-barotra lehibe iray ity. Ao ny laser tv samihafa misy hatramin' ny 120 " - Smart tv - télé led : misy manomboka 32" hatramin' ny 85 " : misy antoka 1 taona daholo, amplificateur, réfrigérateur, synthétiseur.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • KAOMINÎNA TALATAMATY
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

Tantsaha an-jatony nahazo tohana

  • ANDRAVOAHANGY
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Hitadiavana vahaolana maharitra ny ranobe mandavan-taona

  • Karama farany ambany
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Nifampidinika ny mampiasa sy ny sendikan’ny mpiasa

  • Faritra Atsimo Andrefana
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Hisitraka rafitra famatsian-drano miisa 168

  • Vary tsy tafavoaka tany Alaotra
  • Zoma 17 Aprily 2026

Hovidian'ny orinasa SPM 1700 Ar ny kilao

  • HONORAT FOU HEHY
  • Alakamisy 16 Aprily 2026

Niainga omaly hariva hiazo

Hijery ny tohiny
FTT