Sosialy

EPP MIISA 12 AO ALASORA Nizarana kilalao sy vatomamy ireo mpianatra


  • Talata 21 Desambra 2021

Miezaka ny kaominina Alasora amin’izao ankatoky ny fankalazana ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona izao mampifaly ireo mponina ao aminy.

 Ho an’ireo kilonga madinika ohatra dia nanomboka omaly ny hetsika. Notetezin’ny Ben’ny tanana Randriantsoa Jimmy avokoa ireo EPP miisa 12 nozaraina kilalao sy vatomamy ary bisikoitra. Mpianatra an-jatony no nahazo tombontsoa tamin’izany toy ny mpianatry ny EPP Alasora, Ambatomalaza, Amboaroy, Ambodivondava, Mendrikolovana ary Miadana. Notolorana vary sy menaka ihany koa ireo mpampianatra FRAM tamin'ireo sekoly ireo izay nahatratra an-jatony ihany koa.Mbola hitohy any amin'ireo EPP enina ambiny ny hetsika anio hiarahana amin’ny Ben’ny tanana hatrany.
Pati
Legende : Nandritra ny fizarana omaly!

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT