Sosialy

Herinaratra tapaka lava Nitroatra ny mponin’Antanimenakely


  • Zoma 04 Martsa 2022

Omaly alina, nanomboka tamin’ny 8 ora, ny orana amin’io mbola mikija dia mikija saingy tsy noraharahian’ireo mponina teny Antanimenakely Ambohimamory izany fa dia mbola nampivoaka azy ireo hanakan-dalana teny an’arabe ihany.

 Herinaratra tapaka efa tafahoatra indray teto no antony, raha ny fampitam-baovao. Izay no nampitroatra ireo mponina. Voaelingelina tanteraka, mazava ho azy, ny fifamoivoizana ary hita ho miha mafy koa, araka izany, ny fahatezeran’ny olona manoloana ity fahatapahan’ny herinaratra tsy mety mivaha ity. Taorian’Itaosy, Ambatomaro, fokontany sy faritra samihafa teto an-drenivohitra, araka izany, dia izao nampiakatra maripana tanaty avy orana izao ny teny Antanimenakely Ambohimamory.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT