Sosialy

Mialy Rajoelina Nitarika fambolen-kazo tany Andraikiba


  • Talata 08 Martsa 2022

Nosantarina tamin'ny fambolen-kazo natao tao Antsirabe ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an'ny vehivavy izay marihina anio talata 08 martsa.

Anisan'ny voafidy tamin'izany ny farihin'Andraikiba noho izy miantoka ny 70%-n'ny famatsiana rano fisotro madio ireo mponina ao an-toerana. Zana-kazo an-jatony sy maro isan-tsokajiny no novolena tamin'izany izay manana tanjona hiaro ny tontolo iainana ho tombontsoan'ny taranaka faramandimby. Tonga nitarika izany ny vadin'ny filoha Mialy Rajoelina sy ireo ekipany. Ho an'i Manakara manokana dia fantatra fa hisy hatrany ny fankalazana ny andron'ny 08 martsa na dia nafindra ao Antsirabe aza ny fankalazana ofisialy.

Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT