Sosialy

Eliace Ralaiarimanana « Jereo io sosialim-bahoaka io »


  • Alatsinainy 28 Martsa 2022

Mamerina ny antso ho an'ny fitondram-panjakana indray ny tenako, hoy ny mpanao politika, Eliace Ralaiarimanana, mba hijery ity sosialim-bahoaka ity fa tena mosary sy mijaly ny zanaka Malagasy.

 Tahaka ny aavon'ny lanitra amin'ny tany ny fiainanareo mpitondra raha hoarina amin’ny fiainan’ny vahoaka ankehitriny, hoy izy. Milaza fa tia tanindrazana kanefa na in-dray mandeha aza ve tsy mba misy hetsika sy tsy mba misy fihetseham-po akory momba ny sosialim-bahoaka? resaka fotsiny no hany betsaka fa ny seza no lehibe indrindra. Raha ny fitiavana vahoaka dia aotra “zero”. Miasa ho amin'ny fampijaliana ny vahoaka ny tomponandraikitra eto ary mpiatsaraivelantsihy ireo mbola sahy milaza fa ny vahoaka no mpampiasa azy raha ireo zava-misy iainana ankehitriny no jerena, hoy hatrany ity mpanao politika ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT