- Zoma 25 Febroary 2022
Sosialy.Migrevy indray ny mpiasan’ny CTC-19 “Tsy misy asa eo raha tsy mivoaka ny karamanay”
Mifoha indray ny fitakian’ireo mpiasan’ny fahasalamana niasa tamin’ireo CTC-19 (Centre de Traitement Covid-19). Mpitsabo, mpitsabo mpanampy, mpitsabo misehatra amin’ny fitsaboana ny covid-19 noraisina ny aprily 2021
Hamaky ny tohiny
