Sosialy

Vavatenina Maty main’ny herinaratra ilay ramatoa


  • Alatsinainy 04 Aprily 2022

Zava-doza no nitranga tao amin’ny amin'ny fokontany Anjiro, kaominina Anjahambe, distrikan'i Vavatenina, andro vitsy lasa izay.

Renim-pianakaviana iray 34 taona no maty, main'ny tariby mpitondra herinaratry ny orinasa JIRAMA.Raha ny nambaran'ireo nanatri-maso, dia nikasa haka ananambo atao rony amin'ny laoka atoandro ity ramatoa ity no izao nopaohan’ny fahafatesana tampoka izao . Avy anefa ny orana tamin'io fotoana io antony tena niteraka ny loza. Niezaka ny nanavotra azy ny manodidina nandritra izany saingy niara-tratran’ny herinaratra taminy ihany ka tsy maintsy nanavotra ny ainy. Marihina moa fa afaka ihany ity renim-pianakaviana ity nandritra izany. Raha vantany vao tonga teny amin’ny hopitaly anefa izy dia namoy ny ainy. Miisa 4 ireo kamboty navelany.
Nangonin’i Pati
Legende : Nitangorona nijery ny zava-nitrangga ny olona
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT