• Zoma 04 Martsa 2022
Sosialy.Fahasahiranana sy fahantrana Misy hatrany ireo mifindra fa tsy nahaloa hofan-trano

Fotoana fandoavana hofan-trano ny faha-efatra na fahadimin’ny volana hitsahina tahaka izao. Nanomboka tamin’ny faran’ny volana teo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2022
Sosialy.Fankalazana ny 8 martsa Nafindra ao Antsirabe noho ny toetr’andro

Voatery nafindra ao Antsirabe, Faritra Vakinankaratra ny fankalazana nasionaly ny andro maneran-tany ho an’ny vehivavy izay hotanterahina amin’ny Talata 08 Martsa ho avy izao raha tokony hatao any Manakara,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2022
Sosialy.Antanamanjaka -Antsirabe Nidoboka am-ponja ilay rangahy nidaroka zaza

Zazalahikely iray havan’ilay Ramatoa izay taizan’izy mivady no nodarohan’ilay rangahy isaky ny mamo izy tao Antanamanjaka Antsirabe, Faritra Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2022
Sosialy.Tsaramandroso – faritra Boeny Raikitra ny fizarana kopia maimaimpoana sy kara-tany faobe

Miisa 1000 ireo zaza no tsy manana kopia nahaterana hoy ny ben’ny tanana kaomina Tsaramandroso faritra Boeny ka antony nanaovan’ny kaomina hetsika fizarana maimaaimpoana azy io mba ahafahana manampy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Martsa 2022
Sosialy.Traboina teny Atsimondrano Adino tamin’ny fizarana Vatsy Tsinjo ?

Raha nahoraka be teo aloha teo ny fizarana fanampiana “Vatsy Tsinjo” ho an’ireo traboina teto an-drenivohitra vokatry ny fandalovan’ny rivo-doza Batsirai dia mbola tsy nahazo ny anjarany kosa ny teny amin’ny distrikan’Atsimondrano

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Martsa 2022
Sosialy.Antoko politika madio “Ampodio ireo Malagasy any Okrainina”

Manoloana ny ady mitranga any Okrainina, Rosia sy ny vondrona OTAN, dia mitondra ireto fanehoan-kevitra ireto izahay Antoko Politika Madio na APM,

Hamaky ny tohiny
FTT