- Zoma 18 Martsa 2022
Sosialy.Mpikirakira ny taratasim-panadinana “Avoahy ny volanay, tsy misy miala eo”
Mitaky tsy misy hatak’andro ny fandoavana ny karamany « vacation » 2021 ireo mpiasa « vacataire non-fonctionnaire » nikarakara ny valopim-panadinana sy ny taratasim-panadinana CEPE sy BEPC.
Hamaky ny tohiny
