- Talata 08 Martsa 2022
Sosialy.Entana miha lafo Manomboka tsy taka-bidy intsony ny anana
Lasa laokan'ny mpanan-karena ny anana amin'izao fotoana raha ireo sahirana no tena nalaza ho mpihinana azy taloha.
Hamaky ny tohinyLasa laokan'ny mpanan-karena ny anana amin'izao fotoana raha ireo sahirana no tena nalaza ho mpihinana azy taloha.
Hamaky ny tohinyNosantarina tamin'ny fambolen-kazo natao tao Antsirabe ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an'ny vehivavy izay marihina anio talata 08 martsa.
Hamaky ny tohinyTena difotry ny fahasahiranana ny Malagasy. Lasa mandray anjara amin’ny famelomana ny tenany hatramin’ny ankizy ankehitriny noho ny hasarotan’ny fiainana.
Hamaky ny tohinyMampanahy fatratra ny famatsiana rano fisotro ho an’ireo mponina manodidina ny orinasam-pitrandrahana QMM, raha ny fampanenoana lakolosy nataon’ireo fiarahamonim-pirenena nanadihady momba azy io toy ny CRAAD-OI, FARM, Payez Ce Que Vous Payez Madagascar, OSC-IE, SIF, Collectif TANY.
Hamaky ny tohinyOmaly alina, nanomboka tamin’ny 8 ora, ny orana amin’io mbola mikija dia mikija saingy tsy noraharahian’ireo mponina teny Antanimenakely Ambohimamory izany fa dia mbola nampivoaka azy ireo hanakan-dalana teny an’arabe ihany.
Hamaky ny tohinyFanadiahadina natao teny anivon’ny fiaraha monina no nahafantarana fa vao 12 taona monja ny zazavavy sy zazalahy Malagasy dia efa miroso amin’ny sehatra ny fitiavana na manao sipa.
Hamaky ny tohiny