• Zoma 25 Martsa 2022
Sosialy.Paul Rabary “Aza manantena raha mbola tsy voafehintsika ny sandam-bola”

Tsy mbola fotoanan’ny fanaovana tomban’ezaka ho an’ny filoham-pirenena izao kanefa na izany na tsy izany dia efa akaiky ny fiafaran’ny fe-potoam-piasany, hoy ny mpahaifiarahamonina politika, Paul Rabary.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Martsa 2022
Sosialy.Mahamasina Am-polony ireo mpivarotra tsy afaka nivarotra omaly

Nisavoritaka ireo mpivarotra tetsy Mahamasina manoloana ny kianja mitafo omaly maraina. Tsy afaka nivarotra namonjy ny toerana mahazatra azy isaky ny andron’ny Alakamisy mantsy ireo mpivarotra lamba miisa 40 teo ho eo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Martsa 2022
Sosialy.Fidangan’ny vidim-piainana Misitri-belona ireo minisitera hafa…

Tsy misy afa-tsy ny minisiteran’ny indostria sy ny varotra ary fanjifana hatreto no hita ho miseho rehefa miresaka ity fiakarana izay efa lasa fidanganan’ny vidim-piainana mihoam-pampana eto amin’ny firenena ity

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Martsa 2022
Sosialy.Minisiteran'ny mponina Hanitsy ny paikady politika hiasany

Manatanteraka ny politikam-panjakana ijerena ny sosialim-bahoaka izahay eto anivon’ny fitantanana ankapobeny ny fiahiana ny sosialim-bahoaka ato amin’ny minisiteran’ny mponina,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Martsa 2022
Sosialy.Vidin-tsolika eto amintsika Andrasana ny fepetra vaovao…

Miditra amin’ny andro faha 29 amin’ity anio ity ny fifandonana ara-tafika eo amin’I Rosia sy Okrainina miaraka amin’ny vondron-tafika OTAN.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Martsa 2022
Sosialy.Ben’ny tanànan’Ambato Boeny “Zava-dehibe ny fahaiza-manentana handoa hetra”

Zava-dehibe ny fahaiza-manentana ny mponina handoa hetra amin’ny alalan’ny fanehoana aminy fa tsy very ny vola arotsany amin’ny kaominina,

Hamaky ny tohiny
FTT