• Alatsinainy 14 Martsa 2022
Sosialy.Hetra tranon’Antananarivo Misy fifanarahana tsy mazava

Farany teo izahay, hoy ireo mpanolontsain’ny tananan’Antananarivo, raha nanontany ny tale jeneralin’ny orinasa SMDG hoe iza io tale io dia ny valinteny azonay dia hoe “hanontanio an’ny ben’ny tanana”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Martsa 2022
Sosialy.Mitaraina ireo tena sahirana Lasa fanaovana bizina ny vatsy tsinjo

Nisavoritaka ireo vahoaka maro izay traboina tao amin’ny fokontany andrefan’ Ambohijanahary nandritry ny fizarana ny tosika fameno sy ny vatsy tsinjo avy amin’ny fanjakana omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Martsa 2022
Sosialy.Mitaraina ny mpandray fisotroan-dronono “Mbola niasa 12 taona fanampiny aho, ny vola tsy arak’izay”

Mivanàka ary very fanahy aho nahita ny zavatra mikasika ny zava-misy ao amin’ny CNaPS (Caisse Nationale de Prévoyance Sociale), hoy Atoa RR, raim-pianankaviana mpikambana ao amin’ny CNaPS).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Martsa 2022
Sosialy.Fanovana faktiora Karohina i Ericka, efa nahazo 16 tapitrisa ariary

Niasa tamina orinasa lehibe iray ary miandraikitra ny vidina entana no ataon’ny vehivavy iray izay namoahan’ny polisim-pirenena filazana fikarohana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Martsa 2022
Sosialy.Kaominin’Ambohitrimanjaka “Mafy amin’ny vehivavy ny herisetra ara-moraly”

Hetsika maro toy ny diabe sy famondronana ireo vehivavy isam-pokontany no natao teny amin’ny kaominin’Ambohitrimanjaka ho fanamarihana ny 8 martsa lasa teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Martsa 2022
Sosialy.Pr Sammy Gregoire Ravelonirina “Manangona sy mitehiriza dieny izao”

Tsy afa-bela amina karazana fahasarotana na krizy ny vahoaka Malagasy, hoy ny filohan’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra na SECES, sampana Antananarivo,

Hamaky ny tohiny
FTT