Sosialy

Miverina sahady ny delestazy Asa fotsiny izay hitranga amin’ny maintany


  • Alarobia 20 Aprily 2022

Reko ny fitarainana avy any amin'ny faritra mahakasika ny “délestage”, hoy ny minisitry ny angovo sy ny akoran’afo, Andry Ramaroson, omaly.

Misy olana 3 loha dia ny milina simba, solika very na angalarina na ratsy tantana, “contrat” na fifanarahana amin'ireo “Prestataire” na mpiara-miasa, hoy izy. Noresahana ireo rehetra ireo anio (TTF: omaly). Sakaraha tokony voavaha anio na rahampitso (TTF: omaly na anio) ny olana. Bezaha tokony ho voavaha amin'ity herinandro ity. Mampikony, Port Bergé, Ambanja, Maevatanana, andro vitsivitsy dia hiena miandalana ny olana. Ny vahaolana maharitra mety ho 2 na 3 volana eo, hoy hatrany ny minisitra. Miverina sahady araka izany ny delestazy. Asa fotsiny izay hitranga amin’ny maintany.

J. Mirija
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT