• Alatsinainy 04 Aprily 2022
Sosialy.Ambositra Notolorana fanampiana ireo olona sembana

Nitsidika ireo ivon- toerana misahana ny zaza kamboty sy ireo olona manana fahasembanana tao Ambositra ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aprily 2022
Sosialy.Famerana ny vidin’ny PPN Sao dia lasa resaka ambony latabatra fotsiny e ?

Taorian’ny fankatoavana teo anivon’ny filankevitry ny minisitra ny fepetra famerana ny vidin'entana, natomboky ny Minisitra Edgard Razafindravahy ny fifampidinihana amin’ireo mpanafatra entana ilaina andavanandro (PPN).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aprily 2022
Sosialy.Faha-10 taonan’ny AFHAM Nomarihina tamin’ny horonantsary hoe “Debout”

Horonantsary fanadihadiana momba ny andavanandrom-piainan’ireo olona manana fahasembanana no nentina namarana ny hetsika fankalazana ny tsingerintaona faha-10 nisian’ny AFHAM,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Martsa 2022
Sosialy.Ankatoky ny Paska Tsy voatery ho vola be vao mahazo entana

Rehefa manakaiky toy izao ny fetin' ny Paska dia misy ireo magazay manavao ny tolotra omeny. Anisan' izany ny Tranombarotra « Baolai » izay ahitana entana « 1er choix ».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Martsa 2022
Sosialy.Vidim-piainana “Ilaina fehezina ireo Indo-pakistanais”

Anatina kihon-dalana tsy azo ihodivirana hidirana amin’ny antsoina hoe “multi-polarité” isika izao, hoy ny antoko politika Teza.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Martsa 2022
Sosialy.Famerana ny vidin’entana Hifampidinihana amin’ireo mpandraharaha

Hiroso amin'ny fanatanterahana fanka-kevitra amin'ireo mpandraharaha misehatra eo amin'ny fanafarana sy fivarotana ireo entana ilaina andavanandro ny Minisiteran’ny Indostria sy ny varotra,

Hamaky ny tohiny
FTT