• Talata 24 Mey 2022
Sosialy.Krizy ara-tsakafo maneran-tany Tena maty ho azy eto raha tsy mamboly sy miompy

Manomana tetibola 30 miliara dolara hiomanana amin’ny krizy ara-tsakafo maneran-tany ny Banky Iraisam-pirenena. Atokana hanohanana ireo tetikasa efa misy sy vaovao amin’ny sehatra mifandraika amin’ny ara-tsakafo io:

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Mey 2022
Sosialy.Durlin Retogniane “Mikaikaika koa ireo mpamboly sy mpiompy ary mpanjono”

Miadana ny fiaingana amin’ny resaka fizahantany eto Madagasikara izao, hoy ny manam-pahaizana momba azy io, Durlin Retogniane.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Mey 2022
Sosialy.Antananarivo Ahiana hitroatra ireo mpivarotra

Nanao fanambarana manohitra marindrano ny mety ho fampidiran’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) orinasa tsy miankina hitaky ny haba eny anivon'ny tsena ireo mpivarotra manerana ny boriborintany 6 omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Mey 2022
Sosialy.Aborano Beapombo II Omby 13 maty nihinana hodi-mangahazo

Saika ripaka avokoa ny omby tao amina tokantrano iray tao amin’ny kaominina ambanivohitra Aborano, kaominina ambanivohitra Beapombo II any amin’ny distrikan’i Toliara II.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Mey 2022
Sosialy.Mikorapaka ny fitondrana Te hiady mafy amin’ny fanondranan'olona

Nanaitra ary niteraka adihevitra ny fampitam-baovaon’ny Minisiteran’ny raharaham-bahiny amin’ny fanamafisana ny fepetra ho an’ireo olona handeha hivoaka an’i Madagasikara. “Mandalo any amin'ny Minisiteran'ny Filaminam-bahoaka hanaovana fanadihadiana momba ny fitondran-tena sy fandinihana ny zava-misy”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Mey 2022
Sosialy.Fetin’ny 26 jona ao Alasora Hotsinjovina manokana ireo sahirana

Hitsinjo manokana ireo zokiolona sy fianakaviana sahirana manerana ireo Fokontany 20 misy ao aminy ny kaominina Alasora amin’izao ankatoky ny fetin’ny Asaramanitra 26 iona izao.

Hamaky ny tohiny
FTT