- Alakamisy 02 Jona 2022
Sosialy.Fiakaran-karaman’ny tsy miankina Tsy hita popoka ilay didim-panjakana hatramin’izao
Mihazakazaka ny fotoana, saingy mihisatra kosa ny fanapahan-kevitra na dia mailaka aza nitady doka sy tehaka tamin’ny mpanara-baovao! Io no mahafintina ny tsy mbola namoahan’ny Fanjakana hatramin’izao ny didim-panjakana
Hamaky ny tohiny
