- Zoma 27 Mey 2022
Sosialy.Fanongotana mason-jaza 7 lahy no nampidirina am-ponja any Toliara
Tsy misy atahorana intsony ny ain’i Gaston kely ilay zazalahy nisy nanala tany amin’ny distrikan’i Manja ny voamasony ilany andro vitsy lasa izay.
Hamaky ny tohiny
