• Alatsinainy 23 Mey 2022
Sosialy.Fampiroboroboana ny fiompiana tantely Mitondra tantsoroka lehibe ny tetikasa AD2M

Tetikasa miompana amin’ny fampandrosoana ny Faritra Menabe sy Melaky ny AD2M (Appui au Développement du Menabe et du Melaky), miompana kokoa amin’ny fampandrosoana eny ambanivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Mey 2022
Sosialy.Ranomasina avadika ho ranomamy Nahomby ny andrana tany Androy

Ny faran’ny herinandro teo no nanatanterahana ny andrana momba ny fikarohana namoronana fitaovana famadihana ny ranomasina na « déssalinisation »

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Mey 2022
Sosialy.Fahasahiranana Maro ireo tsy mahaloa hofan-trano intsony

Tafakatra 10 isam-bolana raha kely ny fitarainana voarain’ny sefom-pokontany ao amin’ny faritra iray momba ny tsy fahaloavana hofan-trano eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Mey 2022
Sosialy.Fiainam-pirenena Mampanahy tanteraka ny hoavin’ny taranaka

Mampanahy tanteraka ny hoavin’ny taranaka Malagasy rehefa mijery ny fivoaran’ny fiainam-pirenena ankehitriny. Handova dezaka eto isika moa,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2022
Sosialy.Vola CNaPS, karama, fitantanana… Miantso vonjy ny mpiasan’ny INSTAT

Nanao fanambarana tetsy amin’ny INSTAT Anosy omaly ireo mpiasa eo anivon’ny INSTAT izay mandray zo tsy miankina na “droit privé”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2022
Sosialy.Fiahiana ny ankizy sy ny sembana Nifampidinika ireo masoivoho sy ny minisitry ny mponina

Miroso hatrany amin’ny fanatsarana ny fiahiana ara-tsosialin’ireo ankizy sy olona manana fahasembanana ny Ministeran’ny Mponina.

Hamaky ny tohiny
FTT