• Alarobia 29 Jona 2022
Sosialy.Tsy fanjarian-tsakafo aty Afrika Hamoaka 2,3 miliara dolara ny Banky Iraisam-pirenena

Nankatoavin’ny Banky Iraisam-pirenena ny fandaharan’asa FSRP (Programme de résilience des systèmes alimentaires pour l'Afrique de l’Est et australe) misy famatsiam-bola mahatratra 2,3miliara dolara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2022
Sosialy.Ambavahaditokana Ny vola efa voaloa, ny Jiro 80 an’ny Jirama tsy tonga

Jiro miisa 80 isa no tokony apetraky ny orinasa JIRAMA ao anatin’ny kaominina Ambavahaditokana Atsimondrano saingy tsy mbola tonga hatramin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2022
Sosialy.Olan'ny herinaratra Andrasana ilay fandraisan'andraikitry ny Filoha

Handray andraikitra ny mpitondra, hoy ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, nandritry ny fandalovany tao Ambovombe,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2022
Sosialy.Afon-tsaribao, voninkazo Tsy azo ahiboka ao an-trano amin’ny alina

Olona 4 no fantatra fa namoy ny ainy vokatry ny afon-tsaribao teny Tanjombato Atsimondrano ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2022
Sosialy.Minisitry ny jono “Bakteria tamin’ny sokatra efa maty no mamono olona”

Mitombo isa hatrany ireo olona mamoy ny ainy vokatry ny fihinanana ilay henan-tsoka-dranomasina antsoina hoe : Fanohara tany amin’ny kaominina ambanivohitra Volobe, distrikan’i Morondava.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Jona 2022
Sosialy.Boriboritany faha-5 Nahazo fanampiana ireo tena sahirana

Amin’izao fankalazana ny fetim-pirenena nahazoana ny fahaleovantena izao dia mitohy hatrany ny fanampiana ireo tena sahirana ao amin’ny boriboritany fahadimy tanterahan’ny fikambanana mpanao asa

Hamaky ny tohiny
FTT