• Talata 12 Jolay 2022
Sosialy.Jean Jacques Ratsietison “Efa tena famonoan’olona izao’’

Miakatra ny sandam-bola dia miakatra daholo ny vidin’entana, hoy ny mpahaitoekarena, Jean Jacques Ratsietison. Rehefa miakatra koa ny lasantsy dia vao mainka miakatra ny vidin’entana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Jolay 2022
Sosialy.Fanafarana solika mivantana Nitsefotra ny SPM, tsy misy vola ny Fanjakana…

Fotoana tokony hampiasan’ny Fanjakana ny orinasa SPM (State Procurment of Madagascar) izay natsangany ny novambra 2019 izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Jolay 2022
Sosialy.CNIDH – zon’olombelona Maharay fitarainana 100 isam-bolana

Mahatratra 100 isam-bolana ny fitarainana voarain’ny CNIDH na ny vovonana miaro ny zon’olombelona eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Jolay 2022
Sosialy.Kaominina Ambohibao Antehiroka Zazalahy kely an-jatony no vita famorana faobe

Zazalahy kely an-jatony no noforaina maimaimpoana ny faran’ny herinandro teo teny Ambohibao Antehiroka, distrikan’Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jolay 2022
Sosialy.Vidin-tsolika hidangana Mitaintana ny vahoaka, toran-kovitra ny Fanjakana

Mihisatra dia mihisatra ny dinika sy fifandaminana eo amin’ny Fanjakana sy ny mpandraharahan-tsolika. Efa nanomboka tany amin’ny tapaky ny volana jona, saingy tsy hita izay tena vokany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Jolay 2022
Sosialy.Kaominina Tanjombato Olona 600 no nozaraina kopia mari-pahaterahana

Olona miisa 600 avy amin’ireo Fokontany 5 ao anatin’ny Kaominina Tanjombato, distrikan’Antananarivo Atsimondrano omaly no nozaraina kopia mari-pahaterahana maimaim-poana.

Hamaky ny tohiny
FTT