• Talata 05 Jolay 2022
Sosialy.Manjakaray IIB Nahazo fanampiana ireo may trano

Nanampy ireo Fianakaviana may trano tao amin’ny fokontany Manjakaray IIB sy ireo mpianatra miaraka amin’ny ray aman-dreniny sy ny mpanabe azy ireo tao amin’ny EPP Ivandry noho ny famaranana ny fankalazana iray volan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2022
Sosialy.Niakatra ny vidin’ny entona fandrehitra Lasa nofy sisa ny vina fikajiana tontolo iainana

Matetika niverimberina teo anivon’ny minisiteran’ny tontolo iainana sy fampandrosoana lovainjafy nandritry ny fitantanan’ny minisitra teo aloha, Baomiavotse Vahinala Raharinirina,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2022
Sosialy.Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo Hamoaka 85 tapitrisa dolara ny Banky iraisam-pirenena

Nankatoavin’ny Banky Iraisam-pirenena ny faran’ny volana jona teo ny hanomezana tohana ara-bola andiany faharoa mitentina 85 tapitrisa dolara ho an’i Madagasikara hiatrehana ny tsy fanjarian-tsakafo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2022
Sosialy.Anosy sy ny manodidina Nozarain’ny polisy tohan’aina ireo mpanala Bepc

Toy ny fanaony isan-taona dia tsy nanadino ireo mpiadina miatrika ny fanadinam-panjakana BEPC manodidina an’Anosy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Jona 2022
Sosialy.Oniversitem-panjakana Mangotraka indray ny fitakiana vatsim-pianarana

Miverina indray ny fitakiana vatsim-pianarana eny amin’ny anjerimanontolo. Raikitra ny grevy teny amin’ny Sekoly ambony politeknika Vontovorona omaly. Niditra tamin’ny fanakanan-dàlana sy fandorana kodiarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Jona 2022
Sosialy.Faritra Menabe Mandravarava ny andiam-balala

Nampaneno lakolosy ny depioten’i Morondava Christophe Tsiliva Didiot omaly nandritra ny fihaonan’ny solombavambahoaka sy ny governemanta omaly,

Hamaky ny tohiny
FTT