- Alatsinainy 27 Jona 2022
Sosialy.Kaominina Talatamaty Miroso ny asa, 300 tapitrisa Ar ny ambim-bava
Anisan’ny kaominina voasokajy ho matanjaka ny kaominina Talatamaty ao anatin’ny distrikan’Ambohidratrimo.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny kaominina voasokajy ho matanjaka ny kaominina Talatamaty ao anatin’ny distrikan’Ambohidratrimo.
Hamaky ny tohinyTsy nanadino ireo zokiolona rehetra ao amin’ny kaominina iadidiany ny Ben’ny tanànan’i Talatamaty Raharinoasy Elie Dominic. Tonga nitety ireo Fokontany 12 isa izy sy ireo mpiara-miasa aminy omaly,
Hamaky ny tohinyRanom-boankazo vaovao ho hita eny an-tsena Tsy tokony alahelo ireo mpisolo ny Coca cola.
Hamaky ny tohinyTaorian’ireo mpanala fanadinana CEPE dia tsy nanadino ireo zokiolona mihoatra ny 70 taona ao amin’ny faritra iadidiany ny Ben’ny tananan’ny kaominina Alasora, distrikan’Avaradrano.
Hamaky ny tohinyNatolotry ny Minisitry ny toekarena sy ny fitantanam-bola Rtoa Rindra Hasimbelo Rabarinirinarison teo anivon’ny Antenimierampirenena omaly ny ny Volavolan-dalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana nasiam-panitsiana
Hamaky ny tohinyMpikambana vaovao miisa 15 indray no mandrafitra ny birao maharitry ny sendikan’ny mpiasan’ny fadin-tseranana eto amintsika taorian’ny fifidianana notanterahin’ireo mpikambana manerana ny Nosy ny 15 Jona lasa teo.
Hamaky ny tohiny