Sosialy

Secren Antsiranana Noravana tsy nisy hatak’andro ilay tolo-tanana


  • Alatsinainy 08 Aogositra 2022

Noravana tsy nisy hatak’andro, raha ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo, ny fanangonana tolo-tanana na “téléthon”,

natao ho fanampiana ny mpiasan’ny Secren tao Antsiranana. Natahotra ny fahatongavan’ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana, tao an-toerana ireo mpitondra, hoy hatrany ny voalaza. Ambaranay eto, hoy ireo mpikarakara ity hetsika tolo-tanana ity, fa tsy politika no antony nanaovanay ny antsoavo tolo-tanana hanefana ny karaman’ireo mpiasan’ity orinasa ity izay tsy noraisiny tao anatin’ny 9 volana. Inona, hoy izy ireo, no antony mahatonga anareo manam-pahefana manao tsindry hazolena aminay vahoaka ka nandrava ity hetsika tolo-tanana ity, hoy hatrany ny fanontanian’izy ireo ?
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT