• Alarobia 13 Jolay 2022
Sosialy.Miray feo ireo mpivarotra “Tsy misy ambakainao amin’ny SMGD izany eto e ! »

Vaky ny ady eo amin’ny kaominina Antananarivo renivohitra sy ireo mpivarotra manerana ireo tsena 30 ara-dalàna eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2022
Sosialy.Ady amin’ny tsy fananan-tsata Hanome fiofanana ny Focus development

In'enina niova izay ny sata mifehy ny maha olompirenena hatramin’ny taona 1960 sy namoahana ny didy hitsivolana 62-005 ny 6 jona 1962 mikasika sata voalaza teo izay,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2022
Sosialy.Federasiona miaro ny zon’ny mpanjifa « Tsy mahavaha olana ny governemanta »

Nivoaka tamin’ny fahanginana omaly ny federasiona miaro ny zon’ny mpanjifa ahitana ireo fikambanana miisa 7 toy ny MCI, ny FIMMPAMA, ny SCAE PC, ny AVDCC…

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2022
Sosialy.Kaominina Ambohibao Sud Efa fantatra avokoa ireo tetikasa hatao isam-pokontany

Mirindra araka ny tokony ho izy ny asa fampandrosoana ao anatin’ny kaominina Ambohibao Sud, distrikan’i Manjakandriana raha araka ny fanazavan’Atoa Fidy Bariniaina, Ben’ny tanàna ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jolay 2022
Sosialy.Mandamin-tsaina ny Fanjakana Ahiana mbola hidangana noho io ny vidin-tsolika

Niakatra omaly 11 jolay 2022 ny vidin-tsolika eto Madagasikara taorian’ny fikitihana izany ny volana jona 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jolay 2022
Sosialy.Niakatra ny vidin-tsolika Ho henjana kokoa ny vidim-piainana

Ny rehetra mihitsy no tsy maintsy hiakatra manomboka anio Talata 12 Jolay eny an-tsena sy eny amin’izay toerana

Hamaky ny tohiny
FTT