• Talata 19 Jolay 2022
Sosialy.Vidin-tsolika sy PPN Hanaovy jadona tahaka ny taxibe koa e !

Iny nanaovana fanambarana sy fandrahonana ny taksibe iny ny famerana ny saran-dàlana eto Antananarivo ho 600Ar, ary tsy misy adihevitra intsony, hoy ny manam-pahefana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2022
Sosialy.Federasionin’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa “Tsy azo anaovana fikaramana an’ady ny asanay”

Noho ny tsy fisian’ny fifanakalozan-kevitra marina teo amin’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa sy ny fanjakana dia nanao fanambarana ny federasionin’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa izay ahitana ny FOMZMPM, FIMPAMA, SCAE-PC, PMH,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2022
Sosialy.Fidangan’ny vidim-piainana “Tsy mitombona ny hoe tsy azo ialana”

Misy ny miteny hoe izao fidangan'ny vidim-piainana izao dia tsy azo ialana satria vokatry ny ady eo amin'ny Rosia sy Okrainina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2022
Sosialy.Mpiaro ny zon’ny mpanjifa Miaro ny mpanjifa marina ve sa bala rora fotsiny ?

Saika nanararaotra avokoa ireo fiara fitateram-bahoaka teto an-drenivohitra sy ny manodidina ny Sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2022
Sosialy.Fiatrehana ny fahavaratra Hampiasa drône ny BNGRC

Ao anatin'ny fiomanana sahady amin'ny fotoam-pahavaratra taona 2022-2023 isika eto Madagasikara amin'izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2022
Sosialy.Ady amin’ny tsy fahampian-tsakafo Hamoaka 20,2 tapitrisa dolara ny BAD

Nankatoavin’ny Filankevi-pitantanan’ny Banky Afrikanina momba ny fampandrosoana na ny BAD ny 15 jolay 2022 teo tany Abidjan Côte d’Ivoire ny fifanarahana ara-bola mitentina 20,20 tapitrisa

Hamaky ny tohiny
FTT