• Zoma 15 Jolay 2022
Sosialy.Fisondrotan-karaman’ny tsy miankina Hivoaka tsy ho ela ilay didim-panjakana

Hivoaka tsy ho ela ny didim-panjakana mampihatra ny fisondrotan-karama ho an'ny mpiasa tsy miankina, ary efa eo an-dalam-pikarakarana izany ny tomponandraikitra, raha ny nambaran’ny praiminisitra Ntsay Christian ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2022
Sosialy.Mandoto, andrefan'i Vakinankaratra Mahavokatra lojy hafa tsiro

Ny taona 2020 izahay no nanomboka namokatra Black Eyes na Lojy teto Vakinankaratra, hoy ny mpandraharaha nanangana ny orinasa ara-pambolena, Aikko impex agriculture, Andry Razakamahefa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2022
Sosialy.Fifehezana ny vidin-javatra Miharihary fa ilaina ny tahaka ny Magro

Miharirahary ankehitriny ny fidangan’ny vidim-piainana ary mila hitadiavam-bahoalana maharitra sy mahomby. Tsy manana paikady tsara rindra hiatrehana an’izany afatsy ny filalaovana serasera ny Fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2022
Sosialy.Vokatra Mucuna 10 taonina isaky ny hektara no azo ao Ankazomiriotra

Zavamaniry fanao sakafo mbola tsy dia be mpahalala loatra ny Mucuna. Miendrika voamaina toy ny tsaramaso izy io ary misy karazany sy loko maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jolay 2022
Sosialy.Minisitry ny atitany “Sazio avy hatrany izay mpanararaotra”

Nanome baiko sy nanentana ireo tompon’andraikitra ara-panjakana samihafa toy ny prefe sy ny solontenam-panjakana any amin’ny distrika ny Minisitry ny Atitany Atoa Tokely Justin omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jolay 2022
Sosialy.Fikarakarana ireo olona marefo Nanaovao paikady ireo mpiara-miombon’antoka

Mandray andraikitra feno amin’ny fanatsarana ny fari-piainan’ireo olona marefo any amin’ny faritra Atsimon’ny Nosy toy ny ao amin’ny faritra Androy,

Hamaky ny tohiny
FTT