- Alakamisy 21 Jolay 2022
Sosialy.Fiadidiana fananan-tany ao Avaradrano Tokony handraisana fepetra, hoy i Naivo Raholdina
Tokony handraisana fepetra ny “chef de circonsription” na lehiben’ny fiadidiana ny fananan-tany na “Domaine”
Hamaky ny tohinyTokony handraisana fepetra ny “chef de circonsription” na lehiben’ny fiadidiana ny fananan-tany na “Domaine”
Hamaky ny tohinyAnisan'ny akora fototra hitadiavan'ny fitondram-panjakana vahaolana ny mikasika ny fibre végétale. Hatreto mantsy dia mbola akora tsy voahodina izy ireny no haondrana any ivelany nefa tokony hamorona asa ho an'ny mpiray
Hamaky ny tohinyNitondra fanazavana mikasika ny fiakaran'ny vidim-piainana ankehitriny dokotera Fidy Bariniaina izay marihina fa Ben'ny tanana no sady mpitandrina ihany koa.
Hamaky ny tohinyMarin-toerana amin’ny vidiny 75000Ar isan-kilao ny maitso any amin’ny renivohitr'ity vokatra ity eto Sambava, hoy ny fampitam-baovao voaray omaly.
Hamaky ny tohinyTsy finiavana hitsikera na hanakiana be fahatany fa tsy arakaraka ny zava-misy manjo ny vahoaka ny vahaolana aroson'ny Fanjakana ankehitriny.
Hamaky ny tohinyMifaninana ireo orinasa misehatra amin’ny lavanila any amin’ny Faritra SAVA sy Analanjirofo amin’izao fotoana izao, raha ny fampitam-baovao marim-pototra.
Hamaky ny tohiny