Sosialy

Tetikasa haraton’aina Madagasikara Nifampizara traikefa tamin’i Rwanda ireo mpiantsehatra


  • Alatsinainy 05 Septambra 2022

haraton’aina eo anivon’ny Ministeran’ny mponina sy ny FID. Nanomboka ny faran’ny herinandro teo izany haharitra hadimiana.

Rwanda Cooperation no tompon’antoka amin’izany izay vondrona mampiofana sy mpizara ny fahaiza-manaon’ny firenena Rwanda eo amin’ny lafiny fahaiza-mitantana.Amin’ny faran’ny volana septambra kosa no ho tonga eto Madagasikara ireo delegasiona avy ao Comores sy Burundi ary Rwanda hifampizara sy hijery ny zava-misy azon’izy ireo tahafina sy alain-tahaka eto amintsika.Mitarika ny delegasionina sy misolo tena ny Minisitry ny Mponina Soafilira Princia ny Sekretera jeneraly Rakotonirina Patricia. Tsiahivina moa fa ny tetikasa haraton’aina moa dia natao indrindra hanampiana ireo olona sahirana indrindra fa ny any Atsimo.
Pati
Legende : Nandritra ny fifanakalozana traikefa teo amin’ny roa tonta
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT