• Alakamisy 28 Jolay 2022
Sosialy.Fahasahiranana ara-bola Mandeha an-tongotra ny 50%-n’ny mponin’Iarivo

Mandeha an-tongotra ny antsasa-manilan’ny mponina eto Antananarivo mandeha mamonjy ny asa aman-draharaha, raha ny tatitry ny fanadihadiana nataon’ny Banky Iraisam-pirenena momba ny fifamezivezena eto an-dRenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jolay 2022
Sosialy.Antananarivo Niakatra ny ankamaroan’ny hofan-trano

Tena mihalalina ny fahasahiram-bahoaka. Taorian’ny niakaran’ny vidin-tsolika no mankaty mantsy dia nanararaotra nampiakatra ny hofantranony ihany koa ny ankamaroan’ny tompon-trano.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2022
Sosialy.Antananarivo Niakatra ny ankamaroan’ny hofantrano

Tena mihalalina ny fahasahiram-bahoaka. Taorian’ny niakaran’ny vidin-tsolika no mankaty mantsy dia nanararaotra nampiakatra ny hofantranony ihany koa ny ankamaroan’ny tompon-trano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2022
Sosialy.Fahavitan-tena amin’ny vary Mila mahavokatra 5 taonina isaky ny hekitara

Nahatratra 302 934 taonina ny vary nafaran’i Madagasikara tao anatin’ny 5 volana voalohan’ity taona 2022 ity. 228 248 taonina ny tamin’ny taon-dasa tao anatin’ny vanim-potoana mitovy, i

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2022
Sosialy.Siramamy Namakia 3.200 Ar ny iray kilao manomboka izao

Efa tafakatra 4.000 Ar ny iray kilao amin’ny siramamy tamin’ny herinandro lasa teo teny an-tsena. Tsy nisy izay tsy nitaraina vokatr’izany ireo mpanjifa indrindra fa ireo mpanao mofo sy kafe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2022
Sosialy.Haintany ao Ampanihy Olona 136 nandao ny trano fonenan’izy ireo fa noana

Olona miisa 136 no voatery niala ny trano fonenany fa noana any amin’ny distrikan’Ampanihy Andrefana.Raha araka ny fantatra dia avy any Ankara no fiavian'ny sasany amin’izy ireo ary za amam-behivavy ny ankamaroany.

Hamaky ny tohiny
FTT