• Alakamisy 04 Aogositra 2022
Sosialy.Fahasahiranam-bahoaka Mitohy ny antso politikam-pitsitsiana

Nisy omaly ny antso avo nataon’ny GEN (Groupe des Experts Nationaux) miantefa amin’ny Filoham-pirenena mba hamoaka didy hametrahana politikam-pitsitsiana. Isan’izany ny :

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2022
Sosialy.Clémence Raharinirina “Ady amin’ny mahantra no misy eto”

Teny tsotra no namintinan’ny mpanolontsain’ny tanànan’Antananarivo, Clémence Raharinirina, ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2022
Sosialy.Nampanantenaina poakaty “S.O.S” sisa iveloman’ny mpiasan’ny SECREN

Efa ho an-taonany tsy voavahan’ny Fanjakana ny olan’ny mpiasan’ny SECREN (Société d’Etudes, de Construction et de Réparation Navales) any Antsiranana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jolay 2022
Sosialy.Boriboritany faha-5 Hentitra ny fanarahamaso ny fizarana vatsy tsinjo

Tontosa ny alarobia teo ny fizarana vary tsinjo ho an'ny vahoaka sahirana natao teny amin'ny Coliseum Antsonjombe ho an’ireo mponin’ny boriboritany fahadimy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jolay 2022
Sosialy.Zon’ny mpiasa “Ny fanjakana mihitsy no manome vahana fanitsakitsahana azy”

Eto foana ny Randrana sendikaly raha resaka tolona ho an’ny mpiasa Malagasy no resaka, hoy ny mpandrindra nasionaliny, Mbola Nomena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jolay 2022
Sosialy.Andravoahangy Nodorna ireo fromazy sy paty simba sy lany daty

Nitohy tamin’ity herinandro ity ny hetsika famotehana ireo entana tsy mahafeno fepetra intsony ka tsy azo amidy amin’ny mpanjifa. Fromazy, paty,

Hamaky ny tohiny
FTT