Sosialy

Fianakaviana miisa 1000 mamafy rano Hahazo entona 5 taonina fara fahakeliny


  • Alarobia 12 Oktobra 2022

Raha misy fianakaviana miisa 1000 mamafy rano avy nampiasaina isan’andro izay mahatratra 10 litatra avy, izany hoe, tsy misy potika fako,

avy nanasana lamba na lovia sy ny maro hafa, ka afafy eny an-tokontany na eny an-davarangana na eny an’arabe, dia hahazo entona 5 taonina fara fahakeliny ny habaka, hanampy tosika ny hamandoany, hoy ny fanentanana tamin’ireo tambazotran-tserasera samihafa hatramin’ny omaly. Afaka andro vitsivitsy dia hihamando ny habaka. Hiha betsaka ny rahona tafaforona. Rehefa tsy ho zakan’ny habaka intsony dia hirotsaka ho orana rehefa ilay migaingaina be, mitanika orana tsy mety mahalatsaka iny ny andro, hoy hatrany ny fanentanana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT