- Alatsinainy 22 Aogositra 2022
Sosialy.Mpiasa anaty FISEMARE Nanampy ireo mponin’i La Réunion kely
Noho ny fahatsapana ny fahasahiranan’ny mpiara-belona dia tonga teny La Réunion kely ny sabotsy teo ny avy eo
Hamaky ny tohinyNoho ny fahatsapana ny fahasahiranan’ny mpiara-belona dia tonga teny La Réunion kely ny sabotsy teo ny avy eo
Hamaky ny tohinyHijaliana ny rano fisotro madio eny Itaosy Atsimondrano eny. Ho an’ny Fokontany Andramahavola,
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana tetsy amin’ny hotely Ny Railovy Analakely omaly ny sendika sy mpiasam-panjakana misotro ronono eto Madagasikara fa araka ny lalana “2003-011” tamin’ny 3 septambra 2003
Hamaky ny tohinyNanapa-kevitra ny hanangona ireo vy manodidina ny toerana misy ny orinasa ireo mpiasa any amin’ny Orinasa Kraoma any Brieville,
Hamaky ny tohinyTsy ireo kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro ihany no miaka-bidy eny an-tsena amin’izao. Ho an’ireo tantsaha mpamokatra ihany koa mantsy dia midangana izaitsizy ny vidin’ny zezika,
Hamaky ny tohinySambany nitsidika ny faritra atsimon'i Madagasikara izay tratry ny haintany ny Ambasadaoro Amerikana Pierangelo. Nanamafy ny fanohanan’i Etazonia ny fampihenana ny tsy fanjarian-tsakafo sy ny fanamafisana ny fahaiza-miatrika
Hamaky ny tohiny