- Alarobia 07 Septambra 2022
Sosialy.Antananarivo renivohitra 350 tapitrisa ariary hanadiovana lakan-drano
Olona 500 mianadahy avy amina fokontany 17 eto an-drenivohitra no indray nirotsaka nanadio ny lakan-drano niainga avy eny Ankadimbahoaka miazo an’Ankadikely Ilafy nanomboka omaly talata 06 Septambra.
Hamaky ny tohiny
