• Alarobia 24 Aogositra 2022
Sosialy.Tsy fampiharana fisondrotan-karama Manomboka misy ny mpiasa migrevy

Nitokona nanakan-dàlana ireo mpiasa ao amin'ny orinasa afaka haba na “zone franche” Grove Mandrimena industriel Madagascar eny Andoharanofotsy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Aogositra 2022
Sosialy.Harivola Raharinosy “Mionona anaty tsy fanjariana isika”

Misy fitenenin'ny Ntaolo izay hoe "Tsy mahalala menatra ka mitafy lamba imason'ny tompony", hoy ny mpandraharaha mpandala ny maha malagasy, Harivola Raharinosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Aogositra 2022
Sosialy.Randrana sendikaly “Tsy misy karama azo ampidinina izany”

Samy manana ny fiteniny ny mpampiasa sy ny fanjakana izao mikasika ny resaka fampiakarana karama, hoy ny avy eo anivon’ny Randrana sendikaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aogositra 2022
Sosialy.Famatsian-tsolika mikorontana Misy miketrika hananganana kaompania vaovao ?

Mandeha ny ketrika orinasa mpaninjara solika fahadimy eto Madagasikara, izay ahiana ho antony miteraka io olana ara-pamatsiana tato anatin’ny roatokombolana io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aogositra 2022
Sosialy.Famokaram-bary Ny tany mbola malalaka fa ny teknika no mila hatsaraina

Lasan-drizareo nizerianina hatreto ny amboaran’ny famokaram-bary aty Afrika, raha ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aogositra 2022
Sosialy.Famaranana ny vakansy lehibe Manavao ny tolotra omeny hatrany ireo tranombarotra

Saika manavao ny tolotra omeny avokoa ireo orinasa fanta-daza manerantany amin’izao volana Aogositra mamaramparana ny vakansy lehibe izao.

Hamaky ny tohiny
FTT