- Alatsinainy 03 Oktobra 2022
Sosialy.Ady amin’ny tsy fananan’asa Mirona amin’ny fanjairana ny ankamaroan’ny tanora
Ny asa fanjairana no anisan’ny asa tena hironan’ny sain’ireo tanora tsy manana diplaoma firy nefa maniry ny hiditra eo amin’ny sehatry ny asa ankehitriny.
Hamaky ny tohiny
