• Alatsinainy 19 Septambra 2022
Sosialy.Tambim-pandehanana misotro ronono “Ampiharo ny didim-pitsarana mba tsy hanenenana”

Manamafy ny fitakiany ny fampiharana ny fandoavana ny tambim-pandehanana misotro ronona na ny “Indemnité d'installation à la retraite” ny sendika sy ny solontenan’ny mpiasam-pirena misotro ronono araka ny fanambarana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Septambra 2022
Sosialy.Omby gasy Hatsaraina ny lalàna, hiverina ny fanondranana

Nisy ny atrikasa fakan-kevitra ho fanavaozana ny làlana hiarovana ny omby gasy, araka ny tatitra nataon’ny Minisiteran’ny Fambolena sy ny Fiompiana (MINAE) omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2022
Sosialy.Kaominina Ampitatafika « Napetraka ilay fanamby tanàna madio ho an’ny rehetra »

Ny tanàna madio no antoky ny fahasalaman’ny mponina ao aminy. Hotanterahina tsy misy fangarony izany ho an’ny kaominina Ampitatafika, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2022
Sosialy.Fiainana andavan’andro Niaka-bidy avokoa ny vary, menaka ary siramamy

Niaka-bidibe indray Tena sahirana ny vahoaka Malagasy. Tsy mitsaha-miakatra ny vidin’ireo kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro tato ho ato, indrindra fa ny vary.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2022
Sosialy.Fihinanana trondro efa simba Olona 06 indray no naiditra hopitaly ao Toliara

Ilana fanaraha-maso akaiky ireo trondro simba na efa maty hita na miparitaka etsy sy eroa indrindra fa ho an’ireo olona monina manakaiky ny sisin-dranomasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2022
Sosialy.Mponin’i Morondava Mangataka ny ahafahany manao asa fihariana ara-dalàna

Mahatsiaro ho sahirana ireo mponina any amin’ny distrikan’i Morondava, Faritra Menabe. Nasiana fepetra tsy fahafahana mivezivezy amin’alina mantsy ao an-drenivohitr’ity distrika ity manomboka amin’ny 06 ora hariva ka

Hamaky ny tohiny
FTT