Sosialy

Fanampiana ny any Atsimo Nanolotra menaka 80 taonina i Rosia


  • Alarobia 16 Novambra 2022

Mitondra fanampiana ara-tsakafo ho an’i Madagasikara i Rosia, ka nisy omaly ny lanonana nentina nanehoana ny fanolorana menaka “tournesol” milanja 80 taonina izay hampiasaina amin’ny “cantines scolaires”

any Atsimon’ny Nosy. Nanolotra izany tamin’ny fomba ofisialy ny Ambasadaoro Rosianina eto Madagasikara. Ny Programa ara-tsakafo maneran-tany na ny PAM no hiara-miasa sy handrindra ny fampiasana izany any Atsimon’ny Nosy. Maneho sy manamafy ny fifandraisany amin’i Madagasikara ny Rosianina, ary miditra hatrany amin’ny lalindalina kokoa, amin’ny ara-diplaomasia, jeopolitika, politika, sosialy,…
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT