• Alakamisy 26 Janoary 2023
Sosialy.Randrana sendikaly “Notoherin’ny minisitry ny asa ny sonia nataony”

Ny 1 may no nanomboka nihatra ny fanondrotan-karama, hoy ny Randrana sendikaly. Nandray ny mpiasam-panjakana ny faran’ny volana may, hoy ny sekretera jeneralin’izy ireo, Barson Rakotomanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Janoary 2023
Sosialy.Fambolena sy fanjarian-tsakafo Mifanipaka ny kabary any ivelany sy ny zava-misy eto…

Nanomboka omaly 25 janoary hatramin’ny rahampitso io any Dakar Sénégal, ao amin’ny Centre international de Conférence Abdou Diouf (CICAD)

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Janoary 2023
Sosialy.Traboina any Bekopaka Miantso vonjy fa tsy misy mpijery

Anisan’ny faritra nitondra faisana vokatry ny fandalovan’ny rivo-doza Cheneso ny Faritra Melaky. Ny any Bekopaka no tena lasibatra tamin’izany nahitana tokantrano miisa 10 raha am-polony kosa ireo traboina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Janoary 2023
Sosialy.Fampivoarana ny fahasalamam-bahoaka Hanolotra 32,5 tapitrisa Euros ny vondrona Eoropeanina

Mbola azo lazaina ho ambany ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana eto amintsika. Ezahina hohatsaraina izany, manomboka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Janoary 2023
Sosialy.Ambilanibe Anosibe Vehivavy bevohoka iray nianjera ka naratra noho ny lalan-dratsy

Mafy ny mahazo ireo mponina ao amin’ny Fokontany Ambilanibe Anosibe, kaominina Antananarivo renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2023
Sosialy.Kaominina Ampitatafika Tanimbary 843 ha no tsy azo hambolena intsony

Tsy dia niakatra loatra ny reniranon’i Sisaony mandalo ao amin’ny kaominina Ampitatafika, distrikan’Antananarivo Atsimondrano tamin’ity taona 2023 ity raha oharina tamin’ny taon-dasa.

Hamaky ny tohiny
FTT