• Zoma 03 Febroary 2023
Sosialy.Tovolahy voalaza ho matin’ny hanohanana Manahy zavatra hafa ireo mpiara-monina

Rehefa tonga teny amin'ny trano fonenany teny Soavimasoandro ny nofo mangatsiakan’ilay tovolahy voalaza ho

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Febroary 2023
Sosialy.Tolojanahary Maharavo na Doudou “Mananontanona ny mosary eran-tany”

Tsy maintsy miaina mifanaraka amin’ny odidina jeopolitika iraisampirenena ny raharaham-pirenentsika amin’izao fanatontoloana izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Febroary 2023
Sosialy.Mpihavy 30 nampiasaina teny Ambohijanaka 3 volana tsy nomena vola, giazana ny mombamomba azy

Mpihavy 30 mianadahy avy any amin’iny distrikan’Ambatondrazaka, Fianarantsoa, Ambositra….

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Febroary 2023
Sosialy.Marovoay_Voka-dratsin’ny rivodoza Rava hatrany amin’ny 95% ny fambolem-bary

Rava hatrany amin’ny 95% ny fambolem-bary any amin’ny distrikan’i Marovoay vokatry ny fandalovan’ny rivo-doza Cheneso.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Febroary 2023
Sosialy.Reny manan-janaka sembana Misy hilaozan’ny vadiny ny sasany

Ny Reny no anisan’ny miharitra ny mafy indrindra eto an-tany. Ankoatra ny fitondrana vohoka mandritra ny 9 volana mantsy dia tsy maintsy mbola miatrika fiterahana izy ireny ankoatra ny fitaizana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Febroary 2023
Sosialy.Tetezana tsy mahazaka fiara be Nitokona ireo mpitondra kamiao

Tezitra ny mpitondra kamiao mpampiasa ny tetezana vao namboarina eo Ambalavola Ambalamafinty eo amin’ny lalam-pirenena fahaenina na RN 6, raha ny fampitam-baovao voaray.

Hamaky ny tohiny
FTT