- Talata 31 Janoary 2023
Sosialy.Fokontany andrefan’i Mananjary Efa mandray traboina 959
Efa mandray traboina manodidina ny 959 isa ny Fokontany Andrefan’i Mananjary amin’izao, olona avy amina tokantrano miisa 227 isa ka zaza amam-behivavy ny ankamaroany.
Hamaky ny tohiny
