• Alarobia 18 Janoary 2023
Sosialy.Ministeran’ny jono sy ny toe-karena manga Hametraka ilay komity handrindra ny asa fampandrosoana

Ny 90%-n’ny asa fitaterana eto Madagasikara dia saika eny ambony ranomasina avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Janoary 2023
Sosialy.Fampiakarana vidin’entana “Tsy ekena ny fanararaotana, hamafisina ny fitsirihana”

Hanamafy ny fitsirihana ireo endrika fanararaotana amin’ny fampidanganana vidin’entana ny Minisiteran'ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Janoary 2023
Sosialy.Firaisankinan’ny mpiasa Malagasy « Ataovy vaindohan-draharaha ny olombelona »

Ny valaben’ny firaisankinan’ny mpiasa malagasy na SSM dia nanao fanambarana tetsy amin’ny Arrupe Faravohitra omaly fa ny 18 febroary izao izy ireo no hifampiarahaba tratry ny taona ao Antsahamanitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Janoary 2023
Sosialy.Minisitry ny fambolena sy ny PAM Nidinika fampiroboroboana fihariana apemba

Nihaona tamin’ny minisitry ny fambolena sy fiompiana, Ramilison Harifidy, sy ireo tomponandraikitry ny MINAE tao Anosy ny delegasiona avy amin’ny PAM,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Janoary 2023
Sosialy.Ivato sy Talatamaty Orinasa afaka haba maromaro no narahi-maso tampoka

Orinasa afaka haba maromaro no nanaovan’ny Ministeran’ny asa sy ny fampananan’asa fidinana tampoka omaly teny Ivato sy Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo teny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Janoary 2023
Sosialy.Kaominina Alasora Mamaimpoana ny fanamboarana kopia fohy

Ao anatin’ny fikarakarana ny antontan-taratasy hiatrehana ny fanadinam-panjakana mihitsy ireo mpianatra ao amin’ny kilasy fahadimy sy fahasivy amin’izao.

Hamaky ny tohiny
FTT