Sosialy

Fandraisana ny lalaon’ny nosy Aiza ilay hoe tanàna vaovao atsangana ?


  • Alatsinainy 22 Mey 2023

Raha ny fanamafisan'ny fitondram-panjakana ny fiandohan’ny volana aprily 2021, dia eny amin'ny tanàna vaovao Imeritsiantosika no handraisana ny lalaon'ny nosy ny volana Aogositra sy Septambra ho avy izao.

94 andro mialohan’ny lalaon'ny nosy aty amin’ny ranomasimbe indianina isika izao. Mbola tsy misy vato fototra akory ny asa, hoy ny vazivazy zaritenan’ny mpanara-baovao. Maro ireo fotodrafitrasa aorina ao anaty tanamasoandro toy ny lalana, ny tranobe miisa 20 ampiasain’ny minisitera samihafa sy ny fotodrafitrasa isan-karazany. Kendrena ny hananganana ny tanàna vaovao mialohan’ny andraisantsika ny lalaon’ny nosy, hoy hatrany ny nambaran’ny sekreteram-panjakana miadidy ny tanàna vaovao, Gérard Andriamanohisoa, tamin’izany fotoana izany. Aiza anefa isika izao ? Na ireo taranja fakantsika medaly aza voatery najanona ny androatokony.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT