• Talata 25 Aprily 2023
Sosialy.Kojakojan-tokantrano Misy ireo amin’ny vidiny mirary kanefa tsara

Rehefa manakaiky toy izao ny volana May ankatoky ny fetin’ny fahaleovantena dia maro ireo te-hanavao ny ao an - tokantrano ao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aprily 2023
Sosialy.Krizin-tsoliky ny Jirama Mihamafy ny olana, lasibatra Antananarivo

Mihamafy ny krizy ara-tsoliky ny Jirama! Taorian’ny olana tany amin’ny Faritra izay efa tao anatin’ny tapa-bolana latsaka teo nanomboka nisy olana ny resaka famatsiana solika ny Jirama niainga tany Ambatondrazaka,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aprily 2023
Sosialy.Manampatrana Ikongo 1000 Ar ny kapoakam-bary, reraky ny hanohanana ny vahoaka

Mijaly ireo zaza amam-behivavy ao anatin’ny kaominina ambanivohitra Manampatrana, distrikan’Ikongo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aprily 2023
Sosialy.FISEMARE «Tsy voajerin’ny Fanjakana intsony ny mpiasa Malagasy»

Mikorontana ny tontolon’ny asa eto Madagasikara, hoy ny avy eo anivon’ny Firaisamben’ny sendikan’ny mpiasa malagasy revolisionera na FISEMARE.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aprily 2023
Sosialy.Fitazonan’aina any Androy 100Ar ny tokon’ny raketa

Aty amin’ny taona 2023 isika izao, saingy mbola mitoetra ho olana tsy mety voavaha any amin’ny tapany Atsimon’ny Nosy ny tsy fanjarian-tsakafo sy ny kere.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aprily 2023
Sosialy.Fiarahamonina Tafaroboka amin'ny fisotroan-toaka ny ankamaroan'ny Malagasy

Manodidina ny 10% ireo olona 20 ka hatramin’ny 65 taona misedra olana amin’ny alikaola eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT