• Alarobia 06 Novambra 2019
Politique.Fitondrana Rajoelina Hiaraka amin’ny tatsinanana ?

Tonga nitsena ny delegasiona sinoa izay notarihin'ny praiminisitra lefitra misahana ny filankevi-panjakan'ny Repobika entim-bahoakan'i Chine,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Novambra 2019
Politique.Kaominina Alasora “Maro ny asa vita saingy tsy ampy”

Tamin`ny alalan’ny fotoam-bavaka no nisantaran’ny antoko Tiako I Madagasikara ny fampielezan-kevitra izay nandrotsaka an`i Jimmy Randriantsoa ho kandidà ben`ny tanàna ao amin`ny kaominina Alasora.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Novambra 2019
Politique.Kaominina Ampitatafika Omena sehatra ny fanabeazana sy ny famoronan’asa

Difotry ny olana ara-tsosialy ny ankamaroan’ny tokantrano Malagasy noho ny hasarotan’ny fiainana. Betsaka ireo tsy afaka mampiana-janaka intsony noho izany. Maro ireo tsy misakafo ara-dalàna intsony noho ny tsy fananan’asa….

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Novambra 2019
Politique.Ranary Lala Berthin -Andoharanofotsy “Mahatoky ny mpifidy aho”

Andro voalohany ho an’ireo kandidà mpifaninana ben’ny tanàna manerana ny nosy, ny andro omaly, ka samy nisafidy ny toerana nentina nanokafana izany ireo kandidà mpifaninana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Novambra 2019
Politique.Rina Randriamasinoro « Tiantsika ary hatsaraintsika i Antananarivo. »

Natomboka tamin’ny fonompoam-pivavahana tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina omaly ny fampielezan-kevitry ny kandida ho ben’ny tanànan’Antananarivo , Rina Randriamasinoro, laharana faha- 2 ao anaty bileta tokana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Novambra 2019
Politique.Antoko Tia Tanindrazana Hanolo-tena ho an`ny vahoaka

Ao anatin`ny fanatanterahana ny fampielezan-kevitra isika amin`izao. Nanatanteraka ny azy omaly ny antoko Tia Tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
FTT