• Alatsinainy 04 Novambra 2019
Politique.Toamasina Miteraka resabe ny fanendrena tompon’andraikitra

Malaza mahay mandray vahiny sy manaja ny soatoavina maha malagasy i Toamasina, ankoatra ny fanajana ny maha samy malagasy amin’ny fananana an’i Madagasikara iray tsy mivaky,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2019
Politique.Tsindry hazo lena Fitarainana 100 mahery no voarain` ny HCDED

Nampifantarina tamin` ny herinandro lasa teo tany Mahajanga ny HCDED, ny filan-kevitra ambony miaro ny demokrasia sy ny tany tan-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2019
Politique.Rivo Rakotovao “Mila mihaino ny feon` ny vahoaka ny mpitondra”

Iaraha mahalala ny fahasahiranana ny vahoaka amin` ny tsy fahampiana ara-tsakafo. Tsy hianona fotsiny amin` ny fidradradradrana hoe mivelona amin` ny fambolena sy ny fiompiana ny 80%-n` ny Malagasy satria tsy mahavelona izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2019
Politique.Ranary Lala Berthin Erckman « Tena hampandroso an’Andoharanofotsy aho »

Manoloana ny zava-misy ao Andoharanofotsy sy ny hetsika efa vitan’ny tenany ary ny famporisihan’ireo mpiara-monina amin’ny tena, hoy ny kandida ben’ny tanàna, laharana faha 3 ao anaty bileta tokana, ao amin’ny kaominin’Andoharanofotsy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2019
Politique.Onitra ho an`ny Tanà-Masoandro Vola avy aiza marina ilay “20 tapitrisa dolara” ?

Andro vitsy lasa izay dia noraviraviana vola ny mponina etsy Ambohitrimanjaka. Taorian` ny fisokafan’ilay« guichet unique » etsy amin`ny Village Voara izay, efa maherin` ny 300 ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2019
Politique.ANDRY RAJOELINA

Mandeha miafina sy an-tsokosoko mihitsy no azo ilazàna ny filoha Andry Rajoelina. Namonjy fihaonam-be tany Abou Dabi indray ity farany nandritra ny faran'ny herinandro.

Hamaky ny tohiny
FTT