Politique

Lalaina Rabezanahary “Efa mialoha ny kandida Rina ny fandresena!”


  • Alakamisy 07 Novambra 2019

Gasy Ray, gasy Reny ny kandidantsika, hoy ny kandida ho mpanolontsain’ny tananan’Antananarivo atolotry ny antoko politika Tiako I Madagasikara,

 

 

Lalaina Rabezanahary, raha naneho ny heviny mikasika ny kandida ho ben’ny tanànan’Antananarivo, Riana Randriamasinoro. Mahalala izay maharary ny mponin’Antananarivo izy. Isan’ny mampiavaka ny kandida Rina, ankoatry ny maha kandida gasy Ray, gasy Reny azy sy ny maha tanora azy ny maha tekinisianina za-draharaha azy. Afaka manome vahaolana amin’ny fampandrosoana no sady olon-tsotra sy mivavaka ny tenany ary afaka mifanerasera amin’ny olona. Ireo dia afaka mamaritra sahady, hoy ity kandida ho mpanolontsaina mitondra laharana faha 4 ao anaty bileta tokana ity, fa efa mialoha ny kandida Rina ny fandresena.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT