Politique

Fidèle Razarapiera “Miandany sy manao antsojay CENI ao Ambato”


  • Alakamisy 14 Novambra 2019

Tao amin’ny onjam-peo tsy miankina tantanany no nilazan’ny solombavambahoakan’i Madagasikara Fidele Razarapiera voafidy tao ao amin’ny distrikan’Ambatondrazaka,

 

 

 

 omaly alarobia 13 novambra 2019 fa miandany tsotra izao amin’ny vondron’antoko IRD amin’ny fanatanterahana ny fampielezan-kevitra amin’ity fifidianana ben’ny tanàna hotontosaina amin’ny 27 novambra ity ny Ceni ao amin’ny distrikan’Ambatondrazaka satria jeren’izy ireo fotsiny ny fametahana afisy misy ny anaran’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ho an’ity vondron’antoko ity raha norarana fatratra kosa sy enjehana izay tsy izy ary hanaovana antsojay mihitsy aza ny kandida ben’ny tanàna mirotsaka amin’ny anaran’ny antoko TIM any an-toerana ka mametraka afisy ahitana sarin’ny filohany Ravalomanana Marc. Havonavon-teny koa no nasetrin’izy ireo ny fanontaniana navantana taminy ny amin’ny resaka fanofanana an’ireo delegem-pifidianana hisahana fandatsaham-bato 2 be izao amin’io alarobia 27 novambra io.

 

Ntsoavina Evariste

Ny depiote Fidele Razarapiera

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT