Politique

Kandidan’i IRK ao Ivato Tonga any an-tsekoly mihitsy manao propagandy


  • Alakamisy 21 Novambra 2019

Tonga hatrany an-tsekoly ny kandida Rasoamiaramanana Godfrin IRK ao Ivato no manao propagandy.

 

 

Ekena fa mety nanaiky ary manohana ilay kandida ny tompon’ny sekoly tsy miankina Ideal. Na dia hoe sekoly tsy miankina aza ve dia azo atao izany? Sa kosa tsy fandikan-dalàna lalàna ny fihetsika tahaka izao? Hatao fitaovana politika hoenti-mampandany kandida izany ny sekoly sy ny mpianatra mazava ho azy. Mbola tsy ben’ny tanàna aza dia efa izao ny fandikan-dalàna mainka fa raha mahazo fahefana, hoy ny olona miantso fahatongavan-tsaina ka olo-mendrika sy azo tsaraina tamin’ny fampandrosoana vitany no hofidiana. Aiza ho aiza ny CENI izay toa mody gisa mba tsy hilazana fa mitsikombakomba matoa tsy miteny?

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT